plt_tn/num/29/23.md

782 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka mandritra ny firavoravoana amin'ny volana fahafito i Yaveh.

ny andro fahefatry ny fivoriana

"ny andro faha-4n'ny fivoriana." Eto ny teny hoe "fivoriana" dia manondro ny Firavoravoan'ny Herinandro.

zanak'ondry lahy herintaona efatra ambin'ny folo

"zanak'ondry lahy 14"

araka izay voadidy

DH: "araka izay nandidian'i Yaveh"

ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ireo fanatitra sotroiny

Ny fanatitra hohanina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra dorana. Ireo fanatitra sotroina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana. DH: "miaraka amin'ny fanatitra dorana sy fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'ireo"