plt_tn/num/29/07.md

12 lines
530 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh.
# ny andro fahafolon'ny volana fahafito
"ny andro faha-10n'ny volana faha-7" Ny teny hoe "volana" dia manondro ny volana ao amin'ny tetiandro Hebreo.
# hisy fivoriana masina hanomezam-boninahitra an'i Yaveh
"miara-miangona mba hanompo sy hanome voninahitra an'i Yaveh." Ny andianteny hoe "fiangonana masina" dia midika hoe miara-miangona mba hanompo an'i Yaveh ny olona. Ny fanompoana an'i Yaveh dia tranga masina.