plt_tn/num/27/04.md

736 B

Nahoana ny anaran'ny rainay no nesorina tamin'ny fikambanan'ny fianakaviambeny satria tsy nanan-janakalahy izy?

Tamin'izany fotoana izany, ireo zanaka lahy ihany no nahazo tany ho lova. Mampiasa io fanontaniana io ireo zanaka vavy mba hanolorana hevitra fa tokony hahazo lova izy ireo ary hitohy ny fokon'ny fianakaviany. Afaka soratana amin'ny fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony halanao amin'ny fikambanan'ny fianakaviambeny ny anaran-drainay satria tsy nanan-janakalahy izy."

Omeo tany eo amin'ny havan'ny rainay izahay

Midika izany fa mangataka ny handova tany akaikin'ny havan-drainy izay akaikin'ny nolovain'ireo izy ireo. Ny hevitr'izany dia afaka atao mazava. DH: "Omeo tany eo amin'izay hitoeran'ny havan-drainay izahay"