plt_tn/num/26/63.md

361 B

izay voaisan'i Mosesy sy Eleazara mpisorona

DH: "izay nisain'i Mosesy sy Eleazara mpisorona"

teo amin'izany dia tsy nisy olona

"tsy nisy lehilahy tao"

izay voaisan'i Mosesy sy Arona mpisorona

DH: "izay nisain'i Mosesy sy Eleazara mpisorona"

rehefa nisaina tao an'efitr'i Sinay ny taranak'Israely

DH: "rehefa nanisa ireo taranak'Israely izy ireo"