plt_tn/num/24/21.md

593 B

ireo Kenita

Io dia anarana vondron'olona izay taranak'i Kaina.

Ny toerana izay ipetrahanareo dia mahery

"Voaaro tsara ny toerana izay nipetrahanareo"

ny akaninareo dia ao amin'ny harambato

Io dia sarinteny izay midika fa mipetraka amin'ny toerana azo antoka izy ireo. DH: "ny toeranareo dia azo antoka tahaka ny akany avo eny amin'ireo vatolampy"

Na dia izany aza anefa dia ho potika i Kaina rehefa mitondra anao ho babo i Asyria

Kaina dia iray amin'ireo tanàn-dehibe izay nipetrahan'ireo Kenita. DH: "Na dia handringana ireo Kenita sy haka azy ireo ho babo aza ireo Asyriana"