plt_tn/num/23/19.md

508 B

Efa nampanantena zavatra ka tsy nanao izany ve Izy? Efa niteny ve Izy fa hanao zavatra ka tsy notanterahiny izany?

Ireo fanontaniana ireo dia samy midika zavatra iray ihany ary manindry fa hanao izay lazainy hataony Andriamanitra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "tsy mbola nampanantena zavatra ka tsy nahatanteraka izany Izy. Efa nanao izay efa nolazainy hatao tokoa Izy."

efa nodidiana aho mba hitahy

DH: "Efa nandidy ahy mba hitahy ireo Israelita Andriamanitra"