plt_tn/num/23/10.md

674 B

Iza no afaka manisa ny vovok'i Jakoba na manisa na dia ny ampahefatr'Israely ihany aza?

Eto ny hoe "vovok'i Jakoba'' dia sarinteny izay miresaka ny isan'ireo Israelita toy ny hoe betsaka tahaka ny vovoka izy ireo. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Maro loatra ireo Israelita raha isaina. Tsy misy mahavita manisa na dia ny ampahefatr'izy ireo ihany aza satria maro loatra izy ireo."

ny fahafatesan'ny olo-marina

Takatra fa ho fahafatesana am-piadanana izany. Afaka ambara izany. DH: "ny fahafatesan'ny olo-marina am-piadanana"

ny olo-marina...ho tahaka ny azy

Ireo dia sarinteny izay manondro ny vahoakan'Israely ho olona iray.