plt_tn/num/23/04.md

407 B

efa nanolotra ombilahy iray sy ondry iray

Nambara izany fa nanome ireo biby ireo ho fanatitra dorana izy. DH: "Efa namono ombilahy iray sy ondry ary nandoro ireo ho fanatitra aho"

Nametraka hafatra teo am-bavan'i Balama i Yaveh

Eto ny fanomezan'i Yaveh hafatra an'i Balama dia resahina toy ny hoe nametraka izany teo am-bavany i Yaveh. DH: "Nolazain'i Yaveh an'i Balama izay tiany holazain'i Balaka"