plt_tn/num/22/38.md

644 B

Moa ve manana fahefana hilaza zavatra aho ankehitriny?

Mampiasa io fanontaniana fampisainana io i Balama mba hilazana amin'i Balaka fa tsy ho afaka hanao izay zavatra angatahin'i Balaka ho ataony izy. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Nefa tsy manam-pahefana hilaza izay zavatra tiako aho"

Ireo teny izay apetrak'i Yaveh ao am-bavako

Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatra avy amin'Andriamanitra. Ny hafatra dia resahina toy ny hoe zavatra izay nataon'Andriamanitra tao am-bavany. DH: "ny hafatra izay tian'Andriamanitra holazaiko"

Kiriata-hozota

Io dia anaran-tanan-dehibe.

hena

"sasany amin'ny hena avy amin'ny sorona"