plt_tn/num/22/09.md

649 B

Tonga teo amin'i Balama Andriamanitra

"Niseho tamin'i Balama Andriamanitra"

Iza ireo lehilahy izay tonga eto aminao ireo?

Mampiasa io fanontaniana io i Yaveh mba hampidirana vontoantin-dresaka vaovao. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Lazao Ahy ny momba ireo lehilahy izay tonga eo aminao ireo."

Balaka...Zipora

Ireo dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.

Indro, ny vahoaka...handroaka azy ireo

Mitanisa ny hafatra izay nalefan'i Balaka taminy indray i Balama. Jereo ny nandikanao ny ankamaroan'ireo andianteny ireo ao amin'ny 22:5.

handroaka azy ireo

"hanala azy ireo"