plt_tn/num/22/07.md

586 B

saran'ny sikidy

Ny anarana hoe "sikidy" dia afaka ambara amin'ny asa. DH: "vola mba haloa amin'i Balama mba hanozonany ny Israely"

Tonga teo amin'i Balama izy ireo

Mety ho tianao ny hilaza hoe "Nankany amin'i Balama izy ireo"

niteny taminy ireo tenin'i Balaka

Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatra. DH: "nilaza taminy ny hafatra avy amin'i Balaka"

Balaka

Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.

Hitondra aminareo

Ny tatitr'i Balama dia resahina toy ny hoe zavatra izay azon'ireo mpitondra hafatra lanjaina izany. DH: "Holazaiko anareo"