plt_tn/num/22/05.md

719 B

Nandefa iraka...izy

"Nandefa iraka i Balaka"

Beora

Io no anaran'ny rain'i Balama.

Petora

Io dia anaran-tanàna.

fireneny sy vahoakany

"firenen'i Balama sy ny vahoakany"

Niantso azy izy

"Niantso an'i Balama i Balaka." Tsy niresaka nivantana tamin'i Balama i Balaka, fa nanao izany tamin'ny alalan'ireo iraka izay nalefany.

Mandrakotra ny tany izy ireo

Io dia fanitarana mba hanindriana fa tena maro izy ireo. DH: "Tena maro tafahoatra izy ireo"

ny tany

Io dia manondro ny velaran'ny tany.

handroaka azy ireo

"alao izy ireo"

Fantatro fa na iza na iza tahianao dia ho voatahy, ary na iza na iza hozoninao, dia ho voaozona

DH: "Fantatrao fa manan-pahefana hitahy na hanozona olona ianao"