plt_tn/num/21/17.md

12 lines
866 B
Markdown

# Aoka hiboiboika, ry lava-drano
Eto ny "lava-drano" dia manambara ny rano ao amin'ny lava-drano. Miresaka amin'ny rano toy ny hoe olona izay afaka mandre azy ireo ny Israelita, ary mangataka azy ireo mba hameno ny lava-drano izany. DH: "Ry rano, fenoy ny lava-drano"
# Ilay lava-drano izay nohadian'ireo mpitaritsika, ilay lava-drano izay nohadian'ireo manan-kaja
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny asan'ireo mpitarika tamin'ny fandavahana ny lava-drano.
# tamin'ny tehim-panjakana sy tehin'izy ireo
Ny tehim-panjakana dia nolanjain'ireo izay manam-pahefana, ary ny tehina dia nolanjain'ny olona rehetra. Samy tsy fitaovana fandavahana ireo. Ireo zavatra roa ireo dia manindry fa tsy tena nirehareha izy ireo fa nampiasa izay fitaovana nisy. DH: "nampiasa na dia ny tehim-panjakana sy tehin'izy ireo aza"