plt_tn/num/21/12.md

4 lines
293 B
Markdown

# no manome ny fari-tanin'i Moaba, anelanelan'ny Moabita sy ireo Amorita
Io dia midika fa mipetraka eo amin'ny lafin'ny renirano samihafa, izay fari-tany manelanelana azy ireo ny vahoaka roa. Ny vahoaka Moabita no nipetraka tany atsimon'ny renirano ary ny Amorita no nipetraka tany avaratra.