plt_tn/num/20/14.md

719 B

Israely rahalahinao

Mampiasa io andianteny io i Mosesy mba hanindriana fa nifandray ireo Israelita sy ireo Edomita satria mpirahalahy ny razamben'izy ireo, Jakoba ary Esao.

Rehefa niantso mafy an'i Yaveh izahay

"Rehefa nivavaka tamin'i Yaveh niangavy Azy mba hanampy anay izahay"

nandre ny feonay Izy

Eto ny hoe "feo" dia manambara ny tomanin'izy ireo na izay nolazain'izy ireo taminy. DH: "nandre ny tomaninay Izy" na "nandre izay nangatahinay Izy"

Indro

Ny "Indro" eto dia manamarika fiovana ao amin'ny loha-hevitra. Niresaka momba ny lasan'izy ireo fotsiny ihany izy ireo. Izao dia miresaka momba ny trangan'izy ireo ankehitriny izy ireo raha nanomana ny hangataka amin'ny mpanjaka mba hanao zavatra.