plt_tn/num/20/10.md

587 B

Moa ve tsy maintsy hamoaka rano avy amin'ity vatolampy ity ho anareo izahay?

Mametraka io fanontaniana io tsy misy ahiahy i Mosesy mba hibedesana ny vahoaka noho ny fitarainana. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Mitaraina ianareo fa tsy misy rano. Koa, hampivoaka rano avy amin'ity vatolampy ity izahay." na "Tsy ho faly ianareo na dia hamoaka rano avy amin'ity vatolampy ity aza izahay. Nefa hataoko ihany izany."

Moa ve tsy maintsy hamoaka...izahay

Eto ny hoe "izahay" dia manondro an'i Mosesy sy Arona ary mety tafiditra ihany koa i Yaveh, fa tsy anisan'izany ny vahoaka.