plt_tn/num/20/04.md

799 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mitaraina amin'i Mosesy sy Arona ny vahoakan'Israely.

Nahoana no nentinao mba ho faty aty amin'ity efitra ity ny fivondronan'i Yaveh, dia izahay sy ny biby fiompinay?

Mampiasa io fanontaniana io ny vahoaka mba hitarainana ny amin'i Mosesy sy Arona. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony nitondra ny fiangonan'i Yaveh tamin'ity efitra ity mba ho faty eto ianareo, dia izahay sy ny biby fiompinay."

Nahoana ianao no nampiakatra anay nivoaka avy tany Egypta nitondra anay amin'ity toerana mahatsiravina ity?

Mampiasa io fanontaniana io ny vahoaka mba hitarainana ny amin'i Mosesy sy Arona. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony nasainareo niala tany Egypta mba hitondrana anay aty amin'ity toerana mahatsiravina ity ianareo."