plt_tn/num/19/11.md

1.4 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny hevitry ny hoe "madio" dia manambara ny hoe eken'Andriamanitra.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny hevitry ny hoe "tsy madio", "voaloto", "maloto", ary "fahalotoana" dia manambara ny hoe tsy eken'Andriamanitra.

fatin'olona

"izay fatin'olona"

manadio ny tenany

Mangataka olona iray izay madio mba hanadio azy amin'ny famafazana rano mifangaro amin'ireo lavenon'ny ombivavy eo aminy ny olona. Ny fangatahana olona mba hanadio azy dia resahina toy ny hoe tokony hanadio ny tenany izy. DH: "mangataka olona mba hanadio azy"

Fa raha tsy manadio ny tenany amin'ny andro fahatelo izy, dia tsy hadio izy amin'ny andro fahafito

DH: "tsy hadio izy amin'ny andro fahafito raha tsy manadio ny tenany amin'ny andro fahatelo"

Izany olona izany dia hofongorina

Eto ny teny hoe "hofongorina" dia midika hoe nesorina taminy ny fananany ary nalefa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:13. DH: "Izany olona izany dia tsy maintsy alefa" na "tsy maintsy alefanao izany olona izany"

tsy nafafy taminy ny rano ho an'ny fahalotoana

DH: "tsy nisy olona namafy ny rano ho an'ny fahalotoana taminy"

ny rano ho an'ny fahalotoana

"rano izay nafafy tamin'ny zavatra maloto mba hanadiovana ireo" na "rano hanadiovan-javatra"

Hitoetra maloto izy; ny fahalotoany dia hitoetra aminy

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nakambana mba hanasongadinana.