plt_tn/num/17/12.md

4 lines
163 B
Markdown

# Ho faty aty isika. Ho ringana avokoa isika rehetra!
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana.