plt_tn/num/17/10.md

601 B

ny lalàn'ny fanekena

Ny andianteny hoe "lalàn'ny fanekena" dia manondro ny vata izay mihazona ireo takelaka izay nanoratana ireo lalàn'ny fanekena. DH: "ny fiaran'ny fanekena" na "ny vata izay mihazona ireo lalàn'ny fanekena"

mba hanatsaharanao ny fitarainana ny Amiko

Ny teny hoe "fitarainana" dia anarana izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "mba ahafahanao manatsahatra azy ireo tsy hitaraina ny Amiko intsony"

raha tsy izany dia ho faty izy ireo

Izany no mety hitranga raha manohy mitaraina ihany ny vahoaka. Te ampitandrina izany Andriamanitra. DH: "mba tsy ho faty izy ireo"