plt_tn/num/16/39.md

259 B

izay nampiasain'ireo olona izay may

DH: "izay nampiasain'ireo olona izay main'ny afo"

tonga tahaka an'i Kora sy ny tariny

Ny fomba mety hahatonga azy ireo ho tahaka azy ireo dia afaka ambara mazava. DH: "maty tahaka ny nahafatesan'i Kora sy ny tariny"