plt_tn/num/16/28.md

398 B

Amin'izao no ahafantaranareo

Eto ny hoe "izao" dia manondro izay holazain'i Mosesy manaraka.

izay mitelina azy ireo ao tahaka ny vava lehibe

Resahin'i Mosesy toy ny hoe velona ny tany ary ny fisokafana eo amin'ny tany izay hilatsahan'ireo olona ireo dia toy ny vava lehibe izay hihinana azy ireo. DH: "ary ho latsaka ao anatin'izany izy ireo ary hilevina any amin'ny farany ambanin'ny tany"