plt_tn/num/15/25.md

310 B

Ho voavela heloka izy ireo

DH: "Hamela heloka azy ireo Aho"

natao tamin'ny afo

DH: "izay nataon'izy ireo tamin'ny afo" na "izay nodoran'izy ireo teo amin'ny alitara"

Dia ho voavela heloka avokoa ny fiarahamonin'ny vahoakan'Israely

DH: "Hamela heloka ny fiarahamonin'ny vahoakan'Israely rehetra Aho"