plt_tn/num/14/44.md

412 B

Nefa nahasahisahy niakatra tany amin'ny tany havoana izy ireo

"sahy niakatra teny amin'ny tany havoana izy ireo na dia tsy neken'Andriamanitra aza"

tany amin'ny tany havoana

Maro amin'ny tanin'ny Israely no ambony. Rehefa miampita ny lohasahan'ny Reniranon'i Jordana ireo Israelita mba hanafika ireo Kananita, dia nisy havoana izay tokony hanihan'izy ireo mba handehanana lavitra any amin'ny tany Kanana.