plt_tn/num/14/36.md

446 B

Koa ireo lehilahy izay...nampitaraina ny fiangonana rehetra ny amin'i Mosesy

Efa nalamina indray ny fampahalalana ao amin'ny 14:36 mba ho mora takarina ny heviny.

matin'ny areti-mandringana teo anatrehan'i Yaveh

"matin'ny areti-mandringana teo anatrehany." Satria milaza izany fa maty teo anatrehany izy ireo, dia midika izany fa nahatonga azy ireo ho faty Izy. DH: "matin'ny areti-mandringana teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh izay nataony"