plt_tn/num/14/26.md

464 B

Mandra-pahoviana no handeferako ity fiangonana ratsy izay manakihana Ahy ity?

Mametraka io fanontaniana io i Yaveh satria tsy nahavita niharitra ny vahoaka Izy. Afaka ambara amin'ny fehezanteny izany. DH: "Efa nandefitra ity fiangonana ratsy izay nanakiana Ahy efa ela izay ity Aho."

Efa reko ny fitarainan'ny vahoakan'ny Israely ny Amiko

Ny teny hoe ''fitarainana" dia anarana, afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "Efa reko nitaraina ny vahoakan'Israely"