plt_tn/num/14/04.md

444 B

Nifampiteny izy ireo

Io dia manondro ny vahoakan'Israely.

niankohoka tamin'ny tavany

"niankohoka ary ny tavan'izy ireo dia nikasika amin'ny tany." Nanao izany i Mosesy sy Arona mba hanehoana fa nanetry tena teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo. Natahotra izy ireo fa mety hanasazy ny vahoaka tamin'ny fikomiana taminy Andriamanitra. DH: "niankohaka tamim-panetre-tena tamin'Andriamanitra" na "niankohoka mba hivavaka amin'Andriamanitra"