plt_tn/num/12/11.md

494 B

aza hazonina aminay ity fahotana ity

Ny fihazonana ny fahotan'ny olona hanohitra azy ireo dia hilazana fa meloka noho ny fahotany izy ireo. Eto dia manambara ny fanasaziana azy ireo noho ny fahotan'izy ireo izany.

Aza avela ho toy ny zaza vao teraka maty izay lany ny antsasaky ny nofony

Nahatonga ny vatany ho lo mandra-pahafatiny ny habokan'i Miriama. Ny fahalovan'ny vatana dia resahina toy ny hoe nohanina izany. DH: "Aza avela ho tahaka ny zaza vao teraka izay lo ny vatany re izy"