plt_tn/num/11/28.md

735 B

sakano izy ireo

"sakano mba tsy haminany izy ireo"

Saropiaro nohon'ny amiko ve ianao?

Mampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hibedesana an'i Josoa. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony ho saropiaro noho ny amiko ianao."

Saropiaro nohon'ny amiko ve ianao?

Izay mety maha-saropiaro an'i Josoa dia afaka ambara mazava raha ilaina. DH: "Nihevitra ve ianao fa mety naka zavatra izay ahy izy ireo?" na "Nihevitra ve ianao fa tsy hanaja ny fahefako ny vahoaka?"

hametraka ny Fanahiny amin'izy rehetra ireo Izy

Ny fanomezan'ny Fanahin'Andriamanitra hery ny olona dia resahin'i Mosesy toy ny hoe nametraka ny Fanahiny tamin'izy ireo Andriamanitra. DH: "fa hanome hery ho azy rehetra ireo ny Fanahin'Andriamanitra"