plt_tn/num/11/26.md

324 B

Nitoetra tao amin'izy ireo ihany koa ny Fanahy

Ny fanomezan'ny Fanahy hery azy ireo dia resahina toy ny hoe nitoetra tao amin'izy ireo ny Fanahy. DH: "Nanome hery azy ireo ihany ny Fanahy"

Ny anaran'izy ireo dia voasoratra tao amin'ny lisitra

DH: "Nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lisitra ihany koa ny anaran'izy ireo"