plt_tn/num/11/16.md

760 B

ny sasany amin'ireo Fanahy izay ao aminao

Ny hoe "Fanahy" eto dia manambara ny hery izay nomen'ny Fanahin'Andriamanitra an'i Mosesy mba ahafahan'i Mosesy manao izay lazain'Andriamanitra ho ataony. DH: "ny sasany amin'ny hery izay nomen'ny Fanahy anao"

Hiara hilanja ny enta-mavesatr'ireo vahoaka hiaraka aminao izy ireo

Miresaka ny andraikitra dia ny fitarihana sy ny famatsiana ny vahoaka toy ny hoe enta-mavesatra izay holanjain'i Mosesy sy ireo mpitarika Andriamanitra. DH: "Hanampy anao hikarakara ny vahoaka izy ireo"

Tsy hitondra izany irery ianao

Miresaka ny andraikitra dia ny fitarihana sy ny famatsiana ny vahoaka toy ny hoe enta-mavesatra izay holanjain'i Mosesy sy ireo mpitarika Andriamanitra. DH: "Tsy hikarakara azy ireo irery ianao"