plt_tn/num/10/11.md

753 B

Tamin'ny taona faharoa

"Tamin'ny taona faha-2". Izany dia taona faharoa taorian'ny nitondran'i Yaveh ireo Israelita nivoaka tao Egypta.

tamin'ny volana faharoa, tamin'ny andro faha roapolon'ny volana

"tamin'ny volana faha-2, tamin'ny andro faha-20 amin'ny volana." Izany dia volana faharoan'ny tetiandro Hebreo.

nisandratra...ny rahona

DH: "niakatra ny rahona" (UDB) na "nasandratr'i Yaveh ny rahona"

ny tabernakelin'ny lalàn'ny fanekena

Nantsoina tamin'io anarana lava be io ihany koa ny tabernakely satria nipetraka tao amin'izany ny fiara misy ny lalàn'Andriamanitra. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:50 izany.

didin'i Yaveh izay nomeny tamin'ny alalan'i Mosesy

DH: "ireo didy izay nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy"