plt_tn/num/10/01.md

333 B

Manaova trompetra volafotsy roa

Midika izany fa nandidy an'i Mosesy mba haniraka olona hanamboatra ny trompetra i Yaveh. Fa tsy izy no nanao ireo. DH: "Lazao ny olona mba hanao trompetra volafotsy roa"

Tsy maintsy mampiasa ireo trompetra ianao

Tsy hitsoka ireo trompetra i Mosesy, fa handidy ireo mpisorona hitsoka izany izy.