plt_tn/num/09/09.md

12 lines
393 B
Markdown

# maloto
Ny olona izay heverin'Andriamanitra fa tsy ekena ara-panahy na voaloto dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ilay olona.
# nohon'ny fatin'olona
Io dia manondro olona izay nikasika faty. DH: "satria nikasika faty ianao"
# mitandrina ny Paska
Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska"