forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
458 B
Markdown
4 lines
458 B
Markdown
# Mosesy, Arona, ary ny vondron'ny vahoakan'Israely manontolo...Nanao izany niaraka tamin'izy ireo ny vahoakan'Israely
|
|
|
|
Eto dia misy fehezanteny mifanindran-dalana telo izay manome fampahalalana iray ihany. Naverimberina izany mba hanindriana fa nataon'ny vahoaka tamin'ireo Levita izay nandidian'i Yaveh. DH: "Nataon'i Mosesy, Arona, ary ny vondron'ny vahoakan'Israely manontolo ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy mahakasika ireo Levita"
|