plt_tn/num/08/18.md

581 B

Efa nanome ireo Levita ho fanomezana ho an'i Arona sy ireo zanany lahy Aho

Ny fanondroan'i Yaveh ireo Levita mba hanampy an'i Arona sy ireo zanany lahy dia resahina toy ny hoe fanomezana izay nomen'i Yaveh an'i Arona sy ireo zanany lahy izy ireo.

Efa naka azy ireo...Efa nanolotra azy ireo

Eto ny hoe "azy ireo" dia manondro ireo Levita.

ho solon'ny lahimatoa rehetra

Afaka ampiana ireo teny tsy ampy mba hanazavana kokoa ny heviny. DH: "ho solon'ny fakàko ny lahimatoa rehetra"

raha vao manakaiky...izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.