plt_tn/num/08/16.md

673 B

ankizy lahy tsirairay avy izay hateraka voalohany izy ireo, dia ny lahimatoan'ny

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana ireo zanaka lahimatoa.

ankizy lahy tsirairay avy izay hateraka voalohany

Io dia fomba fiteny. "Ny hateraka voalohany" dia midika hoe miteraka voalohany. Eto dia manondro ny zanaka lahimatoa izay nateraky ny reniny io. DH: "zaza izay lahimatoan'ny reniny"

nakako ny ain'ny

Io dia fomba mihaja hanondroana ny fotoana hamonoan'ny olona iray olona. DH: "Novonoiko"

nanokana azy ireo ho Ahy Aho

Eto ny hoe "azy ireo" dia manondro "ny lahimatoa avy amin'ny vahoakan'Israely."