plt_tn/num/08/12.md

8 lines
497 B
Markdown

# Tsy maintsy apetrak'ireo Levita eo amin'ny lohan'ireo omby ny tanany
Io dia fihetsika famantarana izay ahafantarana ireo Levita miaraka amin'ireo biby natao fanatitra. Amin'io fomba io dia manolotra ny tenany amin'ny alalan'ny biby ho an'i Yaveh ny olona.
# asandrato ho fanatitra ahevaheva ho Ahy ireo
Tokony hanolotra ireo Levita amin'i Yaveh toy ny hoe manandratra fanatitra ho an'i Yaveh i Arona . DH: "atokano ho Ahy, toy ny hoe manandratra azy ireo ho fanatitra ahevaheva ho Ahy ianao"