plt_tn/num/07/89.md

336 B

nandre ny feony niteny taminy izy

Eto ny hoe "feony" dia manondro an'i Yaveh. DH: "nandre an'i Yaveh niteny taminy izy''

avy teo ambonin'ny saronam-panavotana...avy teo anelanelan'ny kerobima anankiroa

Ireo andianteny roa ireo dia samy manoritsoritra toerana iray ihany.

Niresaka taminy Izy

"Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh"