plt_tn/num/07/06.md

622 B

Gersona...Merary

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 ireo anaran-dehilahy ireo.

nohon'ny filan'izy ireo amin'ny asany

"satria izany no nilain'izy ireo mba hanaovana ny asan'izy ireo"

amin'ny fiahian'i Itamara zanak'i Arona mpisorona

"teo ambany fanaraha-mason'i Itamara zanak'i Arona mpisorona" na "Itamara zanak'i Arona mpisorona no nanara-maso ny asan'izy ireo"

Itamara

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:1 io anaran-dehilahy io.

Nataony izany noho

Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Mosesy.

noho izay notakian'ny asan'izy ireo

"satria izany no nilain'izy ireo hanaovana ny asan'izy ireo"