plt_tn/num/05/29.md

797 B

lalàn'ny hasarotam-piaro

"ny lalàna ampiasaina amin'ny hasarotam-piaro"

izay mania amin'ny vadiny

Ny teny hoe "mania" dia fomba fiteny izay midika hoe "tsy mahatoky." DH: "izay tsy mahatoky amin'ny vadiny"

ary voaloto

DH: "ary mandoto ny tenany"

fanahin'ny hasarotam-piaro

Io andianteny io dia manondro ny toe-tsain'ny olona sy ny fahatsapany ho saro-piaro. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 5:13. DH: "izay saro-piaro"

rehefa saro-piaro amin'ny vadiny izy

Io dia fomba fiteny izay midika fa miahiahy izy fa efa tsy nahatoky taminy tamin'ny nandriany niaraka tamin'ny lehilahy hafa ny vadiny. DH: "ary miahiahy fa efa tsy nahatoky taminy ny vadiny" na ''sy niahiahy fa niara-nandry tamin'ny lehilahy hafa ny vadiny"

eo anatrehan'i Yaveh

"eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"