plt_tn/num/04/24.md

754 B

Izao no asan'ireo foko...rehefa manompo izy ireo ary mitondra

Io fehezanteny io dia fanoritsoritana izay milaza antsika hoe momba ny inona ireo andininy manaraka. Io fehezanteny io dia mifarana amin'ny faingo raha tokony hoe ho fe-potoana, tahaka ny ao amin'ny UDB izany.

Gersonita

Io dia manondro ireo taranak'i Gersona. Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 3:21 izany.

ny fanaronana vita amin'ny hodi-takasy izay eo amin'izany

Io dia lamba ivelany izay napetraka teo ambonin'ny lamban'ny trano-lay fihaonana. DH: "ny fandrakofana vita amin'ny hodi-takasy izay teo ambonin'izany" na "ny fanaronana ivelany vita tamin'ny hodi-takasy"

Izay rehetra tokony atao amin'ireo zavatra ireo

DH: "Izay asa takian'ireo zavatra rehetra ireo"