plt_tn/num/04/21.md

478 B

an'ireo taranak'i Gersona

Io dia manondro ireo lehilahy ihany. DH: "an'ireo lehilahy taranak'i Gersona"

Gersona

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.

telopolo hatramin'ny dimampolo taona

"30 hatramin'ny 50 taona"

hanatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana

Ny teny hoe "antoko" dia manondro ny ambin'ny vahoaka izay miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1.