plt_tn/num/03/14.md

543 B

Isao...ny taranak'i

Nandidy an'i Mosesy mba hanisa ireo taranaka lahy ihany i Yaveh. DH: "Isao ireo lehilahy taranak'i"

ao amin'ny ankohonan'ny razamben'izy ireo

Eto ny hoe "ankohonan'ny razambe" dia midika hoe "ny ao an-tokantranon'ny razamben'izy ireo". Io dia sarinteny hilazana ny "fokon'izy ireo". DH: "amin'ny fokon'izy ireo"

araka ny tenin'i Yaveh, araka ny nandidiana azy ho ataony

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiasaina miaraka mba hanindriana fa nankatoa an'i Yaveh izy.