plt_tn/num/02/16.md

293 B

Miisa 151.450 ireo rehetra ao amin'ny tobin'i Robena, araka ny fizarany

Anatin'io isa io ny lehilahy rehetra ao amin'ny foko izay nitoby teo amin'ny antokon'i Robena. DH: "Ny isan'ny lehilahy rehetra nitoby tao amin'ny antokon'i Robena, araka ny fizarany, dia 151.450"

faharoa

"faha-2"