plt_tn/num/02/12.md

328 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh.

Selomiela zanaka lahin'i Zorisaday

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io.

59.300

Io dia mamaritra ireo lehilahy. DH: "59.300 lahy"