plt_tn/num/01/53.md

733 B

ny tabernakelin'ny didim-panekena

Ny tabernakely ihany koa dia antsoina amin'io anarana lava be io satria ny fiara misy ny lalàn'Andriamanitra no nipetraka tao anatin'izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:50.

mba tsy ho tonga amin'ny vahoakan'ny Israely ny fahatezerako

Eto ny tsy fanasaziana ireo Israelita dia resahin'i Yaveh toy ny hoe tsy ho tonga amin'izy ireo ny fahatezerany. Ny andianteny hoe "ho tonga amin'ny" dia manondro ny hatezerany mihatra amin'izy ireo. DH: "mba tsy hanasazy ny vahoakan'Israely ao anatin'ny hatezerako Aho"

nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy

Nandidy an'i Mosesy ny zavatra rehetra izay tokony ataon'ireo Israelita i Yaveh, ary avy eo dia nandidy ireo Israelita i Mosesy.