plt_tn/num/01/44.md

303 B

Ka ireo lehilahin'Israely...dia nisaina tsirairay tamin'ny fianakavian'izy ireo

Io andianteny lava be io dia naverina imbetsaka ao amin'ny fanisam-bahoaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:20. DH: "Koa dia nisain'izy ireo ny lehilahin'Israely rehetra...tsirairay tamin'ny fianakavian'izy ireo"