plt_tn/neh/13/10.md

624 B

tsy nomena azy ireo ny anjaran'ireo Levita

DH: "mbola tsy nitondra ireo ampahafolon-karena sy ireo fanatitra ho an'ireo mpisoron'ny tempoly tao amin'ny efitrano fitehirizana ireo olona"

ka nitsoaka izy ireo, samy nankany amin'ny taniny avy, ireo Levita sy ireo mpihira izay nanao ny asa

"niala tao amin'ny tempoly nankeny amin'ny sahany tsirairay avy ireo Levita sy ireo mpihira izay nanao ny asa"

Nahoana no notsinontsinoavina ny tranon'Andriamanitra?

Io dia fanontaniana fampisainana izay nampiasain'i Nehemia mba hanaovana fanamby na koa hanalana baraka ireo manam-pahefana izay tsy nahavita ny asan'izy ireo.