plt_tn/neh/12/32.md

787 B

Hosaia ... Azaria, Ezra, Mesolama, Joda, Benjamina, Semaia, Jeremia ... Zakaria ... Jonatana ... Semaia ... Matania ... Mikaia ... Zakora ... Asafa

Ireo dia anaran-dehilahy.

ny sasany tamin'ireo zanaka lahin'ny mpisorona niaraka tamin'ny trompetra, ary Zakaria

Misy amin'ireo dikan-tenysasany no vakiana hoe: "ary anisan'izay ireo mpisorona niaraka tamin'ny trompetra, i Zakaria"

Zakaria zanaka lahin'i Jonatana zanak'i Semaia zanak'i Matania zanak'i Mikaia zanak'i Zakora zanak'i Asafa.

Ny anarana rehetra aorian'i "Zakaria" dia ireo razambeny. Ity lisitra ity dia mampifandray an'i Zakaria amin'ny mpihira malaza i Asafa. Zakaria izay zanaka lahin'i Jonatana, izay zanak'i Semaia lahy, izay zanak'i Matania lahy, izay zanak'i Mikaia, izay zanak'i Zakora zanak'i Asafa lahy"